Teo am-pamakiana ny mofo no nahafantaran’izy ireo Azy

Lohahevitra : Vatsim-panahy
Fitohizan'ny hafatra : Teo am-pamakiana ny mofo no nahafantaran’izy ireo Azy
Valiny : 1
admin - 24/04/2023 08:46
Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.

Emaosy. Tanàna eo amin’ny roapolo kilaometra eo miala avy eo Jerosalema renivohitra. Ireo roalahy lazain’ny Evanjely dia mponina ao Emaosy ary mpanara-dia an’i Kristy sy nihaino ny fampianarany. Nia... tohiny...
Valio | Miverina eny ambony
Naly kely - 24/04/2023 08:46
Misaotra Mompera
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0113 s.] - Hanohana anay