Fivavahana hahazoana endolzansy manontolo amin’ny fotoana hahafatesana

1. Rakparfait ( 30/06/2014 06:34)
Andriamanitra Tompoko, hatramin’izao ankehitriny izao, dia fo tony sy manaiky no iandrasako izay anjarako voatendrinao hahafatesako na ho toy inona na ho toy inona ; ka vonon-kandefitra ny ahiahy sy ny fijaliana sy ny fahoriana rehetra momba izany tapak’andro izany aho.
Amen
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0622