Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
cmbolatiana ( 11/07/2018 05:59)
VAVAKA FIFONANA SY FANETRE-TENA
VAVAKA FIFONANA sy FANETREN-TENA Jesoa ô, mitambesatra ato amiko loatra ny vesatry ny fahotako. Reko Tompo ô fa manalavitra Anao aho, tsapako fa tsy ilay lalana nosoritanao ho ahy no diav... tohiny
Ramadinirina ( 28/02/2018 15:51)
Mariazy
Salama tompoko. Mba mila fanampiana amin'ny litorjia katolika fa mila manomana litorjia mariazy, izany hoe manomboka amin'ny hira fidirana ka hatramin'ny fivoahana tao am-piangonana. Mba mila ny filah... tohiny
novalian'i admin ny 04/03/2018 07:32
admin ( 14/01/2018 23:04)
Avia fa ho hitanareo
Alahady tsotra faha 2 mandavantaona - Taona B “Avia fa ho hitanareo” (Jn 1, 35-42) Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa. Miditra sahady amin&rsqu... tohiny
admin ( 11/09/2017 10:41)
Fa na aiza na aiza iangonan'ny olona roa na telo amin'ny Anarako
Alahady faha 23 tsotra mandavan-taona “Fa na aiza na aiza iangonan'ny olona roa na telo amin'ny Anarako, dia eo afovoany Aho” (Mt 18, 15-20)   Homba antsika mianakav... tohiny
cmbolatiana ( 09/12/2016 12:37)
FIVAVAHANA AMIN'NY HAZOFIJALIANA MASINA
FIVAVAHANA AMIN'NY HAZOFIJALIANA MASINA Ry Andriamanitra Mahery izay maty sy nijaly mba ho onitry ny fahotako, mamindrà fo amiko, Ry Hazofijaliana Masin'i Jesoa Kristy, aoka homba ahy ... tohiny
novalian'i Solofo74 ny 09/12/2016 12:48
admin ( 16/10/2016 22:04)
Manome rariny ny olom-pinidiny izay mitaraina Aminy Andriamanitra
“Manome rariny ny olom-pinidiny izay mitaraina Aminy andro aman’alina Andriamanitra ary malaky mamonjy azy” (Lk 18, 1-8) Alahady 29 mandavan-taona, taona D Homba antsika mianakav... tohiny
sisi298 ( 23/09/2016 12:38)
Mariazy
Miarahaba daholo! Sao mba misy afaka manome endriky ny litorjia fanao amin'ny Mariazy ato azafady. Misaotra betsaka amin'ny fanampiana!... tohiny
novalian'i solofo74 ny 17/02/2023 01:38
hery ( 18/08/2016 10:11)
Tonga hanipy afo ety ambonin’ny tany Aho
(Lk 12, 49-53) Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.   Manalasala tahaka ny katsaka, atao ho vavy toa misy volom-bava, atao ho lahy toa mibaby io tenin&... tohiny
admin ( 15/08/2016 14:11)
Inona ny Baiboly?
Fanadihadiana izay atolotry ny zoky momba ny atao hoe Baiboly. Mahareta kely fa ho avy tsy ho ela ny votoatin'ity takelaka ity ... [url=http://katolika.org/fandalinam-pinoana/baiboly/inona-ny-ba... tohiny
admin ( 26/06/2016 20:59)
Ny Zanak’Olona anie tsy tonga hamery ny olona fa hamonjy azy
Alahady 26 Jiona 2016 Alahady Faha – 13 tsotra Mandavantaona (Taona D) « Ny Zanak’Olona anie tsy tonga hamery ny olona fa hamonjy azy » (Lk. 9: 56)   Ara... tohiny
NoroFrance ( 13/06/2016 05:22)
Sori-dalana 6 eto @ Diosezy
Salama e, sao mba misy afaka manome ireo sori-dalana 6 eto @ diosezy (Tana) azafady? Misaotra betsaka... tohiny
augustndro ( 30/05/2016 12:32)
Bonjour mba te handalina Baiboly manomboka eo amin...
Bonjour mba te handalina Baiboly manomboka eo amin'ny Asan'ny Apostoly ka hatramin'ny farany aho sao misy afaka manome format pdf na word 2007 merci... tohiny
SAOLALA ( 15/05/2016 09:01)
Le serviteur de Dieu LUCIEN BOTOVASOA est proclamé MARTYR
Le Président et le Vice Président de la Conférence Épiscopale Malgache sont à Rome et ont été reçus par le Card Amato Président de la Con... tohiny
MinoRANAIVO ( 22/03/2016 06:04)
momba ny finoana Katolika
Miarahaba tompoko, Mba saika hanontany ny momba ny fifindrana ho katolika aho. Toy izao manko ny cas misy ahy: - Nanambady katolika aho ary vita mariazy tany am-piangonana izahay, - izaho efa vita b... tohiny
novalian'i hery ny 22/09/2016 07:41
olive05 ( 22/02/2016 09:19)
VAVAKA HO AN'NY TAON-JOBILIN'NY FAMINDRAMPON'ANDRIAMANITRA
Ry Jesoa Kristy Tompo o, Ianao no nampianatra anay hahay mamindra fo tahaka ny Ray any an-danitra, Ary nilaza taminay fa izay mahita Anao dia mahita ny Ray, Asehoy anay ny endrikao dia ho voavonjy iza... tohiny
novalian'i tatiezzah ny 25/07/2016 13:44
admin ( 01/02/2016 06:15)
Tsy ny zanak’i Jôsefa va ity?
Alahady 31 janoary 2016 Alahady Faha-4 tsotra Mandavantaona (Taona D) « Tsy ny zanak’i Jôsefa va ity? » (Lk. 4: 22) Henontsika tamin’ny Alahady heriny fa ... tohiny
raboba ( 11/01/2016 07:49)
Fanisana ireo herinandro tsotra mandavataona?
Salama é, Azafady fa ny tenako dia mba nandalina kely momba ny "calendrier liturgique" ka misy tsy azoko ny fomba fanisana ireo herinandro tsotra mandavataona ka indro anotaniako eto: - ny hitako i... tohiny
novalian'i raboba ny 11/01/2016 17:14
Junior57 ( 08/01/2016 07:28)
Masina Maria
Miarahaba antsika rehetra tompoko, Mba hanotany kely azafady hoe: aiza ho aiza ao anaty baiboly no misy ny filazana ny nampakarana an'i Masina Maria any an-danitra? Mametraka izany fanontaniana izany... tohiny
admin ( 01/01/2016 07:50)
Ny Katolika sy ny sary vongana ara-baiboly
Isan’ireo maro ananjehana ny Fiangonana Katôlika Romanina ho manompo sampy ny fampiasantsika ny sarin’ireo olomasina na sary io na sarivongana. Ary misy aza amin’ireo kristiani... tohiny
novalian'i admin ny 11/03/2016 13:12
Olive05 ( 09/10/2015 21:37)
Vavaka (hasivianandro) mba hahazoana ny fahasalamana
Ry Fanahy Masina, mpahary sy mpanavao ny zavatra rehetra, ain'ny fiainako, mitsaoka anao sy misaotra anao miaraka amin'i Masina Maria aho, ary tia anao. Ianao no ilay manome ny aina sy mamelo... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121