Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i olive05, milahatra araka ny daty
Olive05 ( 12/08/2018 18:30)
Vavaka atao @ ORA MASINA, oran'ny Famindrampon'Andriamanitra
Hoy Jesoa t@ Mb Faustine: “Isakin’ny mipaika ny @ 3 ora dia mitafia tanteraka ny famindrampoko ianao sady mitsaoka azy no manome voninahitra azy, miantsoa ny heriny lehibe ho an’izao... tohiny
olive05 ( 22/02/2016 09:19)
VAVAKA HO AN'NY TAON-JOBILIN'NY FAMINDRAMPON'ANDRIAMANITRA
Ry Jesoa Kristy Tompo o, Ianao no nampianatra anay hahay mamindra fo tahaka ny Ray any an-danitra, Ary nilaza taminay fa izay mahita Anao dia mahita ny Ray, Asehoy anay ny endrikao dia ho voavonjy iza... tohiny
novalian'i tatiezzah ny 25/07/2016 13:44
Olive05 ( 09/10/2015 21:37)
Vavaka (hasivianandro) mba hahazoana ny fahasalamana
Ry Fanahy Masina, mpahary sy mpanavao ny zavatra rehetra, ain'ny fiainako, mitsaoka anao sy misaotra anao miaraka amin'i Masina Maria aho, ary tia anao. Ianao no ilay manome ny aina sy mamelo... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2552