Vavaka (hasivianandro) mba hahazoana ny fahasalamana

Lohahevitra : Vavaka
Fitohizan'ny hafatra : Vavaka (hasivianandro) mba hahazoana ny fahasalamana
Valiny : 1
Olive05 - 09/10/2015 21:37
Ry Fanahy Masina,

mpahary sy mpanavao ny zavatra rehetra, ain'ny fiainako, mitsaoka anao sy misaotra anao miaraka amin'i Masina Maria aho, ary tia anao. Ianao no ilay manome ny aina sy mamelona ny zavaboahary manontolo. Mba omeo ahy mandrakariva ny fahasalamana ary mba afaho aho amin'ny... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
crl9.ant7 - 09/10/2015 21:37
Miarahaba antsika rehetra! Mba mangataka vavaka anie aho ho an'i Madame Clemence izay tratran'ny aretina homamiadan'ny taolana e! Mino aho fa raha maro isika no mivavaka ho azy dia hisy ny Fahagagana lehibe ataon'Andriamanitra azahoany fahasitranana tsy ho ela intsony, araka ny sitrapony AMENA. Dia misaotra sy mankasitraka sahady an'tsika miara mivavaka e!fa hoy ny Tenin'ny Tompo ao amin'ny Jakoba 5:16 manao hoe: Koa mifampieke fahotana hianareo; ary mifampivavaha mba ho sitrana hianareo; fa mahefa be ny vavaka ataon'ny olo-marina an-kafanam-po.
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0496 s.] - Hanohana anay