Miarahaba tompoko,
Mba saika hanontany ny momba ny fifindrana ho katolika aho. Toy izao manko ny cas misy ahy:
- Nanambady katolika aho ary vita mariazy tany am-piangonana izahay,
- izaho efa vita batisa sy konfirmasiona tany amin'ny FLM,
Inona ny dingana hataoko mba ahafahako miditra ho mpandray kominio satria tena vonona hanaraka ny vadiko aho?