Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hery, milahatra araka ny daty
hery ( 11 andro lasa)
Ny Fifandraisan'ny Soratra Masina sy ny Lovantsofina
Voaresaka matetika amin'ny fiarovana ny foto-pinoana Katolika ny fifandraisan'ny Soratra Masina sy ny Lovantsofina. Araka ny fijery Katolika iray dia... [url=https://katolika.org/fandalina... tohiny
hery ( 27/02/2024 07:03)
Arahaba ry Maria
(Na Fiarahaban'ny Anjely)   Arahaba ry Maria, feno hasoavana. Ny Tompo ao aminao. Nosoavina noho ny vehivavy rehetra ianao, ary nosoavina i Jesoa hateraky ny kibonao. Masina Mari... tohiny
hery ( 21/12/2023 23:16)
Mifalia fa akaiky ny Tompo
Ny alahady fahatelo amin'ny fiaviana dia alahadin'ny fifaliana. Fiomanana amin'ny hafalian'ny Noely tokoa ny fotoan'ny fiaviana. Tokony izany fifaliana izany no hanentana antsika a... tohiny
hery ( 03/12/2023 21:35)
Fanavaozana ny takelaka 2023
Mandalo fanavaozana amin'izao ny takelaka. Fanavaozana ifotony aloha mba hahafahana manavao ireo endrika sy sokajy isan-karazany. [ul] [li]Ny fitaovana mampiodina azy amin'izao dia antsoina hoe [b]C... tohiny
novalian'i hery ny 03/12/2023 22:41
hery ( 18/08/2016 10:11)
Tonga hanipy afo ety ambonin’ny tany Aho
(Lk 12, 49-53) Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.   Manalasala tahaka ny katsaka, atao ho vavy toa misy volom-bava, atao ho lahy toa mibaby io tenin&... tohiny
hery ( 22/02/2015 15:09)
Hoy ny Papa 25/09/2014
Tsapan'i Jesoa ny fahalementsika sy ny fahotantsika ary mamela ny helotsika izy, raha manaiky ny havela heloka isika. ... [url=http://katolika.org/hoy-ny-papa/2014/hoy-ny-papa-25092014]Tohiny[/url... tohiny
novalian'i miarizo15 ny 22/02/2015 15:13
hery ( 26/12/2014 09:54)
Ny Katolika sy ny Olomasina
Nasandratra ho olomasina tamin'ny 27 aprily 2014 ny Papa Joany XXIII sy ny Papa Joany Paoly II. Amin'ny fotoana toa izao dia misy hatrany ny  fanontaniana vitsivitsy mateti-pitranga. Koa ... tohiny
hery ( 31/05/2014 18:34)
Fampodian-kaja ny Fo Masin'i Jesoa
Ry Fon'i Jesoa tokony ho tiana indrindra, izay mitoetra eo ambonin'ny ótely, malahelo mafy amin'ny fanaratsian'ny olona Anao aho. Koa inty aho, tsìndrian'ny fahotako sy ny faho... tohiny
novalian'i admin ny 28/06/2014 20:04
hery ( 27/08/2013 15:24)
Ny katolika, ny fanalan-jaza ary ny fandraisana komonio
Amin’ny maha Eveka anay, dia manana adidy izahay hampianatra sy hitantana ny Mpino Katolika iandraiketanay ao amini’ Kristy. Isan’ny zava-dehibe ampianarin’ny Fiangonana Katolika ny fit... tohiny
novalian'i princen ny 01/12/2013 11:57
hery ( 22/08/2013 08:13)
Ny Katolika sy ny sary vongana
Tsy vao voalohan'ny lahatsoratra mikasika ny Katolika sy ny sary vongana ity lahatsoratra ity. Ary tsy vao voalohany iezahana manazava ihany koa hoe ahoana marina no fandraisan'ny Katolika ireny sary... tohiny
hery ( 21/01/2013 03:03)
Ataovy izay rehetra holazainy aminareo
Rehefa avy nankalaza ny nanaovana batemy an’i Jesoa isika tamin’ny Alahady heriny, izay namaranana ny fankalazana ny Noely dia tafiditra tanteraka ao anatin’ny vaninandro tsotra... tohiny
novalian'i hery ny 22/01/2013 22:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0659