Mifalia fa akaiky ny Tompo

1. hery ( 21/12/2023 23:16)
Ny alahady fahatelo amin'ny fiaviana dia alahadin'ny fifaliana. Fiomanana amin'ny hafalian'ny Noely tokoa ny fotoan'ny fiaviana. Tokony izany fifaliana izany no hanentana antsika amin'izao andro izao. Tsy fifaliana mikombona amin'ny tena anefa izany. Tsy fifaliana eo anivon'ny... tohiny
2. hery ( 21/12/2023 23:16)
Misaotra tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0211