Fanavaozana ny takelaka 2023
1. hery
(
03/12/2023 21:35)
Mandalo fanavaozana amin'izao ny takelaka. Fanavaozana ifotony aloha mba hahafahana manavao ireo endrika sy sokajy isan-karazany.
Aza misalasala mamaly eto ambany raha misy fanamarihana tiana hatao.
- Ny fitaovana mampiodina azy amin'izao dia antsoina hoe CodeIgniter 4
- Ny sehatra miandraikitra ny fisoratana anarana sns dia mbola ny serasera.org ihany
- Nohavaozina tanteraka ny fitaovana mikirakira ny Sorona Masina sy ny Fihirana (mety hisy fiantraikany amin'ny applications izany fa mbola hamarinina)
- Rehefa vita ny fandaminana anatiny rehetra dia hojerena amin'izay ny endrika ivelany (loko, faritra isantokony)
- Hojerena amin'izay ihany koa ny votoatiny (lahatsoratra isan-karazany) izay tena ilàna be ny fanampiana avy amintsika.
- Aorian'izay dia hiditra amin'ireo tetik'asa vitsivitsy izay iarahana amin'ireo namana efa vonona ho amin'izany
Aza misalasala mamaly eto ambany raha misy fanamarihana tiana hatao.
novalian'i hery ny 03/12/2023 22:41
2. hery
(
03/12/2023 22:41)
Zavatra efa hita fa mbola hatao
- cols ao amin'ny fihirana rehefa amin'ny finday
- ity forum ity esorina ny avatar amkn'ny mode edit ?
- cols ao amin'ny fihirana rehefa amin'ny finday
- ity forum ity esorina ny avatar amkn'ny mode edit ?