Fampodian-kaja ny Fo Masin'i Jesoa

Lohahevitra : Vavaka
Fitohizan'ny hafatra : Fampodian-kaja ny Fo Masin'i Jesoa
Valiny : 7
hery - 31/05/2014 18:34

Ry Fon'i Jesoa tokony ho tiana indrindra, izay mitoetra eo ambonin'ny ótely, malahelo mafy amin'ny fanaratsian'ny olona Anao aho. Koa inty aho, tsìndrian'ny fahotako sy ny fahotan'ny namako, miankohoka eto anatrehanao sy milela-paladia Anao ary manolotra ny tenako aminao ... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
admin - 28/06/2014 20:04
Mety
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [2.3611 s.] - Hanohana anay