Fampodian-kaja ny Fo Masin'i Jesoa
1. hery
(
31/05/2014 18:34)
Ry Fon'i Jesoa tokony ho tiana indrindra, izay mitoetra eo ambonin'ny ótely, malahelo mafy amin'ny fanaratsian'ny olona Anao aho. Koa inty aho, tsìndrian'ny fahotako sy ny fahotan'ny namako, miankohoka eto anatrehanao sy milela-paladia Anao ary manolotra ny tenako aminao ...
Tohiny
2. admin
(
28/06/2014 20:04)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.1448