Salama tompoko. Mba mila fanampiana amin'ny litorjia katolika fa mila manomana litorjia mariazy, izany hoe manomboka amin'ny hira fidirana ka hatramin'ny fivoahana tao am-piangonana. Mba mila ny filaharany sy proposition hira fa tsy mahalala na hira fidirana aza. Tsy mbola mpamonjy marizy katolika mihitsy izahay. Misaotra. |