Jesoa ô, mitambesatra ato amiko loatra ny vesatry ny fahotako. Reko Tompo ô fa manalavitra Anao aho, tsapako fa tsy ilay lalana nosoritanao ho ahy no diaviko hany ka menatra aho na dia ny hiatrika ny Tavanao aza. Ankehitriny anefa, indro aho manatona Ana... Tohiny