Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty

harilova
(
19/07/2013 08:52)
BIOGRAPHIE RAPHAEL ALOISIUS RAFIRINGA
LE LEADER S'EXPRIME TOUJOURS PAR LE « NOUS»
Je
ne connais pas l'Afrique; mais elle me fait chaud au coeur. Je sens sur ma peau
son soleil ardent...
tohiny

admin
(
19/07/2013 08:41)
Tompo ô, inona no hataoko hahazoako ny fiainana mandrakizay?
Alahady 14 jolay 2013
Alahady Faha – 15 tsotra Mandavan-taona
Rehefa avy nandinika lalina mahakasika ny halehiben’ny fiantsoan’Andriamanitra isika tamin’ny Alahady heri...
tohiny
novalian'i admin ny 11/08/2013 06:58

admin
(
25/05/2013 12:31)
I Jesoa natao batemy: tandindon’ny Batemintsika!
Alahady 08 Janoary (na Alatsinainy 09 Janoary) 2012, Taona B,
Batemin’ny Tompo
Tsy fireneny akory isika teo aloha, nefa kosa izao tonga isan’ny Vahoaka mamin’Andriamanitra, ...
tohiny

harilova
(
24/05/2013 07:43)
Manaova Komonio Tsara!
Araka ny taratasin'ny Eveka katolika amerikana, ny 14 novambra 2006 (jereo eto)
Mamporisika ny mpino hanao komonio matetika ny Fiangonana, ary manampy azy ireo hanomana sy hanatsara laland...
tohiny
novalian'i VB33 ny 03/07/2013 12:11

SAMLANDY
(
22/05/2013 12:29)
Hevitra tiana hiadian-kevitra
Gaga amin'ireto olona milaza nahita faminaniana ireto aho re olona fa tena malaza sady maro anie ry zareo zao eto Madagasikara,
Nahoana àry no taomin-dry zareo hitovy amin'ny finoan'i Tomas ny olombe...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 26/03/2015 09:44

SAMLANDY
(
22/05/2013 12:12)
Atoroy anahy hoe ny fampidirana hira ato...
Atoroy anahy hoe ny fampidirana hira ato...
tohiny

SAMLANDY
(
22/05/2013 12:10)
chapelet
Salama!
Nahoana ho'aho no manao arahaba ny Maria be dia be fa tsy Rainay any an-danitra rehefa manao chapelet...
tohiny
novalian'i SAMLANDY ny 05/12/2016 15:44

Barry76
(
24/04/2013 16:48)
BAIBOLY AMIN'NY FINDAY
Ahoana kay Tompoko ny mety ahazoana ny Baiboly @ finday. efa namaky ilay atsy ambadika ihany aho fa tsy misy azoko....
tohiny
novalian'i admin ny 17/05/2015 19:43

(
08/03/2013 15:34)
Hira Naoty
Hira vitsivitsy nangonina tetsy sy eroa. Ny sasany dia namboarina ka mety tsy lavorary. Raha toa ka manana hira ihany koa ianao dia afaka mandefa izany amin'ny contact@katolika.org
Raha misy hir...
tohiny
novalian'i Soabib2 ny 01/12/2024 05:23

rdrol
(
04/03/2013 10:24)
Soso-kevitra
Misaotra ny mpikarakara aloha mamelona an'ity tranonkala ity.
Ireto mba misy soso-kevitra na tsikera kely atolotro satria ny hahatsara moa no atao. :
- Tsara raha misy liens ho an'izay manana tranon-k...
tohiny
novalian'i admin ny 02/01/2024 22:28


aiinah
(
05/02/2013 08:53)
Isaorako lalandava
Isaorako lalandava
1- Isaorako lalandava Ianao ry Tompoko
Nitantana izany diako hatramin'izao
Na sarotra sy mideza izany lalako
Naha...
tohiny
novalian'i aiinah ny 06/02/2013 06:18

sajc
(
24/01/2013 12:10)
hira litorjika
mba ataovy hoatra ry zareo protestanta e
merci...
tohiny
novalian'i jfidindrainy540 ny 30/11/2016 09:05

hery
(
21/01/2013 03:03)
Ataovy izay rehetra holazainy aminareo
Rehefa avy nankalaza ny nanaovana batemy an’i Jesoa isika tamin’ny Alahady heriny, izay namaranana ny fankalazana ny Noely dia tafiditra tanteraka ao anatin’ny vaninandro tsotra...
tohiny
novalian'i hery ny 22/01/2013 22:37

admin
(
17/01/2013 07:14)
Hira Litorjia
Hira fampiasa amin'ny Litorjia
Hampiditra hira... Tohiny...
tohiny
novalian'i rakotoarisonmilantozeze ny 05/12/2014 15:26


ari.malala
(
04/01/2013 17:45)
Ny endrikao ry Jesoa
Ny endrikao ry Jesoa o
No takona aminay izao
Fa ny finoanay mahita Anao
Anatin’ny Hostia
Jesoa o, omeo anay
Finoana mafy sy tsy miova
Hilazanay lalandava hoe
Mino A...
tohiny

tywa68
(
03/01/2013 11:28)
Diovy aho, Tompo ô
1. Diovy aho, Tompo ô,
Sasao madio ny tenako :
Esory lavitra ny foko
Ny ota tena halanao,
Fa ny zavatra kendreko
Sy iriko lalandava :
Ny hiray fo aminao, ry Jeso...
tohiny

andry03
(
19/12/2012 10:52)
mariage
ra nisy vehivavy efa natao mariazy protestanta ve dia mbola afaka atao mariazy katolika @ lehilahy hafa
...
tohiny
novalian'i felas ny 29/11/2017 13:37

(
10/12/2012 00:01)
Mitady mpiara-miasa
Katolika ve ianao? Malagasy na afaka manoratra sy mamaky teny malagasy? Manana fotoana kely? Vonona hanampy antsitra-po ny Katolika.org? Raha eny no valin'ireo fanontaniana ireo dia afaka miara-miasa ...
tohiny
novalian'i drgaby ny 20/10/2019 05:02