Salama! aiza no misy anao? Raha toa ka eto Tana, dia ao @ librairie Catholique Antanimena, na ao amin'ny Librairie Saint Paul Analakely.
Fa ity misy azy ao @ youtube: http://www.youtube.com/watch?v=QRyFJba7I48
mba ahafahanao mahafantatra ilay hira fotsiny.
Mirary soa
Aina |