Salama daôl!
tsar s manampy hahazo ny Vakiteny atolotra isak'alahady ny zavatra toy itony. Misaotra e! Fa saika hangataka fotsn zah oe, afaka mba omena mialoha ve ireto sa ts maints aorian'ilay Lamesa alahady vô avôkanareo? Am'zay nge mba ts mjer flôra lôtr le ao ampiangonana fa afaka manaraka s mahazo tsara izay tian-kambara. Matetika mank tena betsk n zavtr ts hay sy ts azo eo am-pihainoana n vakiteny, na eo amin'ny tori-teny koa aza.
Misaotra e!
tatiezzah. |