Hira henoina

Lohahevitra : Fanontaniana manitikitika
Fitohizan'ny hafatra : Hira henoina
Valiny : 140
Pejy:  1 2 3 >  Farany
- 11/01/2013 01:50

... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
Abraham - 11/01/2013 01:50
Faly miarahaba,

Misy ira izay efa somary ela ela hiany no nahenoana azy tao amin'ny Don Bosco. Hiran'i Masina Maria ka sahala amin'izao ny toniny: "Ry Maria ô, satria tiako ianao, ka te hihira aho [...] Mamy ato am-poko..."

Ref: Ry Maria Satria tiako ianao, Ka te hihira aho....

Mahafinaritra be ilay hira sao mba afaka atao en ligne?

Mankasitraka indrindra
Valio | Miverina eny ambony
aiinah - 06/02/2013 06:49

Abraham

Tsy fantatrao ve hoe, inona no lohatenin'Ilay hira, dia ezahako tadiavina. Maro ny hira alefan'ny Radio Don Bosco no tsy hain'ny maro amintsika.
Valio | Miverina eny ambony
benaja - 25/02/2013 00:03
Hiran'ny chorale Arivonimamo io raha tsy diso aho. manana mp3 vitsivitsy aho fa atao ahoana ny mizara azy ato. Misaotra mialoha.
Valio | Miverina eny ambony
admin - 25/02/2013 11:58
benaja> Azonao alefa amin'ny adiresy contact-at-katolika.org ohatra

Misaotra e.
Valio | Miverina eny ambony
pit - 05/03/2013 13:32
ohoana ny fihainoana hira ato fa toa tsy misy
Valio | Miverina eny ambony
admin - 05/03/2013 13:44
Mandeha etsy amin'ny hoe hira henoina dia avy eo tonga dia tsindrina izay hira tiana henoina ka
Valio | Miverina eny ambony
kalaketaka - 10/04/2013 19:57
Misy hira vitsivitsy mba angatahina ho atao eto raha azo atao :
- Lavo Ilay Andrarezina
- misy hira izay koa natao tamin'ny SORONA MASINA FISAORANA AN'ANDRIAMANITRA SY FANAOVAM-BELOMA FARANY an'i Monseigneur Jean Paul RANDRIAMANANA, teny andohalo izy io no nataon'ny ankalazao raha tsy diso aho, misy hoe "raha fantatrao manko ny fanomezan'ny Andriamanitrao, ô ô, (raha fantantrao ô) dia hoy ianao hoe mangetaheta, mangetaheta ny fiainan'ny Tompo.
- "Halalino ny finoana, hamafiso ny fanantenana, fitiavana ranovelona hosotroin'izay mangetaheta, hanetseka mandrakizay, ilay fo hatrany amparany any". Tsy haiko koa ny titre an'io hira io, fa mandeha amin'ny radio Don Bosco foana izy io indrindra rehefa antomotra ny Paka.

- izaho mino an'andriamanitra, zanahary mahefa ny raha jiaby...
Mankasitraka indrindra e.

Valio | Miverina eny ambony
aiinah - 11/04/2013 07:15
salama e!

ny Zaho mino an'Atra , zanahary mahef ny raha jiaby, andraso hotadiaviko fa ohatrany manana an'io aho.

Fa ireo hira 2 ireo dia hiran' I Monseigneur Jean Paul Randriamanana. Ary ankoatra n ankalazao ny Tompo dia ny RDB no manana azy.

Afaka mividy ny CD ao @ Librairie St Paul sy catholique enao, fa mety misy ao, cd anakalazao ny Tompo, na miresak @ RDB

Mirary soa

kalaketaka
Misy hira vitsivitsy mba angatahina ho atao eto raha azo atao :
- Lavo Ilay Andrarezina
- misy hira izay koa natao tamin'ny SORONA MASINA FISAORANA AN'ANDRIAMANITRA SY FANAOVAM-BELOMA FARANY an'i Monseigneur Jean Paul RANDRIAMANANA, teny andohalo izy io no nataon'ny ankalazao raha tsy diso aho, misy hoe "raha fantatrao manko ny fanomezan'ny Andriamanitrao, ô ô, (raha fantantrao ô) dia hoy ianao hoe mangetaheta, mangetaheta ny fiainan'ny Tompo.
- "Halalino ny finoana, hamafiso ny fanantenana, fitiavana ranovelona hosotroin'izay mangetaheta, hanetseka mandrakizay, ilay fo hatrany amparany any". Tsy haiko koa ny titre an'io hira io, fa mandeha amin'ny radio Don Bosco foana izy io indrindra rehefa antomotra ny Paka.

- izaho mino an'andriamanitra, zanahary mahefa ny raha jiaby...
Mankasitraka indrindra e.

Valio | Miverina eny ambony
hery - 11/04/2013 07:28
Tena mba hira tsy mbola henoko mihitsy ireo.
Valio | Miverina eny ambony
kalaketaka - 11/04/2013 16:25
Mankasitraka indrindra tamin'ny valin-teny e,
Misaotra anareo rehetra, hiezaka hijery ireo any amin'ny librairie St Paul aho na any amin'ny Rdb,
Raha misy te hihaino ny sombiny amin'ilay hira natao tamin'ny sorona masina fanaovam-beloma an'i Monseigneur Jean Paul RANDRIAMANANA dia jereo fa misy ao anaty net fa tapatapaka, :
- http://www.youtube.com/watch?v=Z6QG4fQKgRE
- http://www.youtube.com/watch?v=zFkRJDhAEBM
Raha tsy misokatra ireo dia manao recherche ao amin'ny google : Monseigneur Jean Paul RANDRIAMANANA.
Veloma finaritra daholo ary e !
Valio | Miverina eny ambony
Barry76 - 24/04/2013 16:24
Mba mangataka ilay hira hoe "TSOFY RANO TSARA RE TY MPIVAHINY TY E..."
Valio | Miverina eny ambony
IaroMalala - 28/05/2013 13:09
Miarahaba antsika rehetra,

Mba afaka ampidirina ho azo henoina ato ve ilay hira "Ry Jesoa Kristy Tomponay" ilay mande @ RADIO DON BOSCO somary misy rythme iny izy? de lay "Izaho mino,zaho mino, zaho mino an'lay zanahary ee!"

Misaotra mialoha!
Valio | Miverina eny ambony
tojobat - 31/05/2013 06:38
salam e!! mba mangatak karaoke an'ilay fo torotoro iny za ra mba afak mahazo ne e, na mp3 feonkira fotsin ar tas manin, msaotr mialo!!!
Valio | Miverina eny ambony
pit - 20/06/2013 11:04
aiza lé hira henoina eto fa tô tsy misy akory ato na mba omeo lé lien lé "hira henoina"azfd
Valio | Miverina eny ambony
admin - 20/06/2013 11:18
Jereo eto: http://katolika.org/hira-henoina

pit
aiza lé hira henoina eto fa tô tsy misy akory ato na mba omeo lé lien lé "hira henoina"azfd
Valio | Miverina eny ambony
randriajj - 08/08/2013 06:55
salama ô,

tsy mety mahita hira mi-afficher akory aho rehefa manindry an'ilay hira henoina.
fa ahoana no fihaino azy azafady?

Misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony
randriajj - 08/08/2013 06:58
Miarahaba tompoko,

ahoano no fihaino an'ilay hoe hira henoina azafady? Tsy mahita liste akory aho rehefa manindry ilay bouton hira fenoina.

misaotra
Valio | Miverina eny ambony
kaladidi - 27/08/2013 21:52
Salama daholo o!
Misy an'izay hira izay : "Mifona mivalo" angamba no lohatenin'ilay izy , hira fifonana, efa nadeha t@ Radio Don Bossco ilay izy ..Afaka mba atao en ligne ve azafady??Tsy dia aiko tsara ilay izy fa misy an'izao ilay izy: "Mifona mivalo aho Tompo mahatsiaro fa meloka , nitsipaka ireo lalana jiaby napetrakanao taty..."dia ny refrain manao hoe : "Malilo zaho Tompo o , tsy anapody eky e reo otako o, alivena im pito anie, malilo zaho Tompo o "..Misaotra betsaka
Valio | Miverina eny ambony
kaladidi - 27/08/2013 21:56
Salama o
Raha hiaino hira dia tsindrio fotsiny eo @ ilay hira henoina.Misy hira bdb mivoka eo avy eo dia misafidy fotsiny sisa ianao
randriajj
Miarahaba tompoko,

ahoano no fihaino an'ilay hoe hira henoina azafady? Tsy mahita liste akory aho rehefa manindry ilay bouton hira fenoina.

misaotra
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 3 >  Farany

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0184 s.] - Hanohana anay