Hira henoina

61. Sitraka298 ( 28/04/2015 13:51)
Miarahaba tompoko
Misy hira fisaorana izay natao t@ alahady teo tiko be nefa tsy haiko ny lohateny sady tsy misy ao anaty Hasina le izy, ny tonony fotsiny no misy tadidididiko kely ka mba mila fanampiana amin'izay mahafantatra ilay hira tompoko azafady :

misy an'ireto ilay tonony : (sombiny iany reo fa miala tsiny) :

... ampio izahay, hahay hankasitraka...
&
....voninahitra anie,
dera ho anao....

sy hoe

.... narovanao, satria zandrinao...

Miala tsiny mialoha fa tena tiko le izy nefa tsy tadidiko loatra, dia misaotra mialoha amin'izay manampy.
Misaotra indrindra tompoko
62. rabesao ( 07/05/2015 11:16)
Faly miarahaba antsika rehetra!
Taloha nahita lisitra hira aho fa androany toa tsy nahita afa-tsy outils intsony fa inona no mety ho antony dia inona no tokony hataoko. Misaotra mialoha. Veloma finaritra daholo!
63. hery ( 07/05/2015 11:35)
Misy olana kely mihitsy ilay izy hatry ny omaly fa ezahiko hamboarina.

Misaotra
64. excellence ( 16/05/2015 16:24)
salama tompoko,misy mba manana an'le hira mitotorebika re ny fonay .mp3 ve ato?
65. Ikalamanitra ( 21/05/2015 21:17)
Manahoana tompoko o,

hono ho aho, aiza kay no mety ahitako ilay hira "Nasesiky ny fitiavana" iny e? Tsy fantatro ny mpihira azy, ary eo mihintsy no olana misakana ahy tsy hahita ilay hira.

misaotra mialoha,
66. Lejaj ( 11/06/2015 08:00)
Salama daholo, to tsy mandeha mihitsy le hira refa manindry "play"?
Merci
67. Lejaj ( 11/06/2015 08:18)
Tsy mandeha le hira fa misy feona zazakely mteny eo am 2 sec eo d mverimberina fona za..

Nef efa mba te hihaino mafy ery
68. admin ( 11/06/2015 08:24)
Mihaino zah io zao dia mandeha tsara ka.
69. jessica15 ( 11/06/2015 17:32)
Miarahaba e! mba mitady hira FET za azafady (mp3). misaotra mialoha!
70. jessica15 ( 11/06/2015 17:34)
mitady hira FET azafady zay manana (mp3). misaotra mialoha
71. Lejaj ( 18/06/2015 08:46)
arahaba,

Dia tena mahagaga mihitsy.

Andramako daolo IE, Mozilla, Chrome fa tsi mande mitsy eee
Mety misy program ts ampy v le pc sa mety inona?

Merci
admin:

Mihaino zah io zao dia mandeha tsara ka.
72. Lejaj ( 18/06/2015 09:05)

Lejaj:

arahaba,

Dia tena mahagaga mihitsy.

Andramako daolo IE, Mozilla, Chrome fa tsi mande mitsy eee
Mety misy program ts ampy v le pc sa mety inona?

D nandramako tam phone ndray fa mtovy iany

Merci
admin:

Mihaino zah io zao dia mandeha tsara ka.

73. Lejaj ( 18/06/2015 09:05)

Lejaj:

arahaba,

Dia tena mahagaga mihitsy.

Andramako daolo IE, Mozilla, Chrome fa tsi mande mitsy eee
Mety misy program ts ampy v le pc sa mety inona?

D nandramako tam phone ndray fa mtovy iany

Merci
admin:

Mihaino zah io zao dia mandeha tsara ka.

74. Lejaj ( 18/06/2015 09:06)

Lejaj:

arahaba,

Dia tena mahagaga mihitsy.

Andramako daolo IE, Mozilla, Chrome fa tsi mande mitsy eee
Mety misy program ts ampy v le pc sa mety inona?

Merci
admin:

Mihaino zah io zao dia mandeha tsara ka.

75. mitsiky ( 16/07/2015 16:02)

kalaketaka:

Mankasitraka indrindra tamin'ny valin-teny e,
Misaotra anareo rehetra, hiezaka hijery ireo any amin'ny librairie St Paul aho na any amin'ny Rdb,
Raha misy te hihaino ny sombiny amin'ilay hira natao tamin'ny sorona masina fanaovam-beloma an'i Monseigneur Jean Paul RANDRIAMANANA dia jereo fa misy ao anaty net fa tapatapaka, :
- http://www.youtube.com/watch?v=Z6QG4fQKgRE
- http://www.youtube.com/watch?v=zFkRJDhAEBM
Raha tsy misokatra ireo dia manao recherche ao amin'ny google : Monseigneur Jean Paul RANDRIAMANANA.
Veloma finaritra daholo ary e !

76. N'Tsu ( 01/10/2015 11:37)
Miarahaba antsika rehetra, tena mahafinaritra be ity "site" ity..fa misy hira iray izay efa taona maro no notadiaviko fa tsy mety hitako mihitsy ilay izy:
Lohateny : Ianareo no fanasin'ny tany (marihina fa misy 2 ilay hira : Ny tononiny amin'ny iray dia ilay hoe "ianareo no fanasin'ny tany ianareo no fahazavazan'izao tontolo izao..." ary ilay faharoa indray hoe "Ianareo no fanasin'ny tany e ! Mandrosoa amin'ny lalina; Esory ny tahotra..." io faharoa io no tadiaviko) efa henoko tamin'ny rdb io fa hatramin'izao dia tsy itako ilay izy..Mankasitraka sahady amin'izay afaka hanampy ahy
77. N'Tsu ( 01/10/2015 11:38)

78. Kioto ( 10/10/2015 14:37)
Mba azo ampidirina ve ilay hira hoe "Raha mifankatia isika" iny? Misaotra betsaka mialoha tompoko
79. fyt27yavana ( 01/01/2016 07:42)
admin:

Mandeha etsy amin'ny hoe hira henoina dia avy eo tonga dia tsindrina izay hira tiana henoina ka :-)
80. haingo16 ( 30/01/2016 15:50)
Miarahaba tompoko!
Misy hira hoe : "avia ry Fanahy Masina ô,arotsahy re avy any an-danitra ny tsirim-pahazavànao",mba afaka atao en ligne ve izy io azafady?.Misaotra indrindra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148