Hira henoina

41. olivierwithjesus ( 10/08/2014 05:46)
salama daholo! mba te hiaino an le "hira henoina" ato aho nefa rehef m-clic an le izy dia mipoitra eo tokoa ny liste maromaro saingy rehefa misafidy hira dia tsy mandeha fa tonga dia mijanona ho azy fotsiny ilay bouton "play"! mba mila fanampiana kely azafady,
Misaotra mialoha tompoko
42. pisobw ( 18/08/2014 08:03)
Miarahaba sy misaotra betsaka tamin'ny hira rehetra izay tena mafinaritra be mihintsy. Ny Tompo anie hanampy mandrakariva anao izay nizarazara ireo. Mba ampio re aho hiheno ilay hira "josefa be voninahitra" sy "josefa mpitaiza an'i Jeso" ary "Eo anilanao ry reny malala". Misaotra dia ny mialoha
43. pisobw ( 18/08/2014 08:06)
Izaho koa nanana io problème io rehefa nampiasa Firefox. Dia novaiko ho Internet explorer version 11 ary dia mandeha tsara. Mirary soa

olivierwithjesus:

salama daholo! mba te hiaino an le "hira henoina" ato aho nefa rehef m-clic an le izy dia mipoitra eo tokoa ny liste maromaro saingy rehefa misafidy hira dia tsy mandeha fa tonga dia mijanona ho azy fotsiny ilay bouton "play"! mba mila fanampiana kely azafady,
Misaotra mialoha tompoko
44. dolbia ( 26/08/2014 13:27)
Mba fanehoan-kevitra kely

izaho dia mitady hira katolika ety anelankelan-trano (mba tsy hilazàna hoe pirate) fa tsy mahita mitsy, nefa ny fiangonana hafa ze ilaiko dia ananako daholo, fa maninona ny hira katolika no tsy mba "vulgariser"-na ? ny mpiangona katôlika efa malaza fa tsy mba mpitondra baiboly sy fihirana rehefa andeha hivavaka. Jereo ange ny an'ny Protestanta, ny hira rehetra hatramin'ny fihirana fanampiny efa miparitaka eran'ny tanàna. Ny antsika na ny ao amin'ito site ito aza zara fa misy. tsy adidin'ny fiangonana ve no manampy ireo mpamoron-kira amin'ny fiarovana ny zony fa ny hira rehetra hiraina ao am-piangonana dia tokony ho hita eran'ny elanelan-trano ?
Mba nanontany tao amin'ny librairie Saint Paul aho fa lafo loatra de tsy takatra.
Za zao mitady mafy an'le hira rehefa misy fanamasinana Pretra iny : "voatokana ho ahy ianao", aiza no ahitako an'izay ?

Misaotra tompoko !
45. admin ( 26/08/2014 14:12)
Angamba kosa mbola tena vitsy mihitsy ny hira katolika. Ny CD amidy dia CD-n'ny chorale tsirairay fa tsy misy tena manao hiran-damesa na hiram-piangonana.
Izaho aloha manao ezaka eny ihany fa ny olana dia sady ratsy feo no tsy ampy fitaovana. Misy hira vitsivitsy natao ho ohatra ihany fa raha misy ampy fitaovana sy manam-peo dia tokony manao mihoatra:
Jereo eto: https://www.youtube.com/user/heriniaina/featured


dolbia:

Mba fanehoan-kevitra kely

izaho dia mitady hira katolika ety anelankelan-trano (mba tsy hilazàna hoe pirate) fa tsy mahita mitsy, nefa ny fiangonana hafa ze ilaiko dia ananako daholo, fa maninona ny hira katolika no tsy mba "vulgariser"-na ? ny mpiangona katôlika efa malaza fa tsy mba mpitondra baiboly sy fihirana rehefa andeha hivavaka. Jereo ange ny an'ny Protestanta, ny hira rehetra hatramin'ny fihirana fanampiny efa miparitaka eran'ny tanàna. Ny antsika na ny ao amin'ito site ito aza zara fa misy. tsy adidin'ny fiangonana ve no manampy ireo mpamoron-kira amin'ny fiarovana ny zony fa ny hira rehetra hiraina ao am-piangonana dia tokony ho hita eran'ny elanelan-trano ?
Mba nanontany tao amin'ny librairie Saint Paul aho fa lafo loatra de tsy takatra.
Za zao mitady mafy an'le hira rehefa misy fanamasinana Pretra iny : "voatokana ho ahy ianao", aiza no ahitako an'izay ?

Misaotra tompoko !


46. Charoumeni ( 27/08/2014 10:47)

Tsy mety v raha mampiasa mozilla ihany rehefa mihaino hira fa toa otran miram b le google chrome; Merci
47. Tatamo Olive ( 29/10/2014 08:32)
Faly miarahaba,

Mba afaka atao ato ve azafady lay hiran'ny fikambanan'ny karma/karmely lay hoe "Renin'i Jesoa sady Reninay o, mitalahoa ho anay @ i Kristy..." io no fiverenan-kira fa tsy tadidiko tsara ny tena tonony @ voalohany.
Eto ihany za no mba mihaino hira rehefa ato am-piasana :D

Misaotra betsaka.
48. hery ( 11/11/2014 13:19)

Tatamo Olive:

Faly miarahaba,

Mba afaka atao ato ve azafady lay hiran'ny fikambanan'ny karma/karmely lay hoe "Renin'i Jesoa sady Reninay o, mitalahoa ho anay @ i Kristy..." io no fiverenan-kira fa tsy tadidiko tsara ny tena tonony @ voalohany.
Eto ihany za no mba mihaino hira rehefa ato am-piasana :D

Misaotra betsaka.


Tena tsy ananako izany hira izany
49. hery ( 11/11/2014 13:56)
Efa mandeha amin'ny FIREFOX koa ito izao fa efa nandramako
50. rivesty ( 26/01/2015 06:08)
Misy hira Masina Maria ataon'ny Ankalazao ny Tompo: "Indro ateriko eo an-tongotrao ny alaheloko Neny ô , ny ahiahy ny anio sy ny ampitso tsy afaka amiko" . Raha mba azo atao en ligne azafady
Mankatelina hatrany
51. hery ( 02/02/2015 09:30)

rivesty:

Misy hira Masina Maria ataon'ny Ankalazao ny Tompo: "Indro ateriko eo an-tongotrao ny alaheloko Neny ô , ny ahiahy ny anio sy ny ampitso tsy afaka amiko" . Raha mba azo atao en ligne azafady
Mankatelina hatrany


Salama rivesty. Tena tsy manana izahay fa raha afaka manome ianao dia alefaso email amin'ny contact@katolika.org
misaotra
52. herinandrasana ( 08/03/2015 18:26)
Salama daholo!

Inona kay no tena dikan'ilay teny hoe TOMPO, KRISTY,TOMPO (mamindrà fo aminay) rehefa manao fifonana, ilay tompo in 2 elanelanina kristy no tiko ho azavainareo, misaotra mialoha
53. herinandrasana ( 08/03/2015 18:27)
Salama daholo!

Inona kay no tena dikan'ilay teny hoe TOMPO, KRISTY,TOMPO (mamindrà fo aminay) rehefa manao fifonana, ilay tompo in 2 elanelanina kristy no tiko ho azavainareo, misaotra mialoha
54. Phil1212 ( 18/03/2015 10:33)
Tsy azo alaina angaha ireo hira ireo tompoko télécharger-na misaotra betsa e
55. Lejaj ( 02/04/2015 05:15)
Salama daholo,
Tena ts mety alefa mitsy le hira o, inona no met antony? andramana dahole IE, GC, MOZILLA fa e e e .
nefa d tena magetaheta mitsy ato..
56. Lejaj ( 02/04/2015 05:38)
salama daholo, tena ts mandeha mitsy le hira an
57. leanjyravelo ( 26/04/2015 20:19)

kalaketaka:

Mankasitraka indrindra tamin'ny valin-teny e,
Misaotra anareo rehetra, hiezaka hijery ireo any amin'ny librairie St Paul aho na any amin'ny Rdb,
Raha misy te hihaino ny sombiny amin'ilay hira natao tamin'ny sorona masina fanaovam-beloma an'i Monseigneur Jean Paul RANDRIAMANANA dia jereo fa misy ao anaty net fa tapatapaka, :
- http://www.youtube.com/watch?v=Z6QG4fQKgRE
- http://www.youtube.com/watch?v=zFkRJDhAEBM
Raha tsy misokatra ireo dia manao recherche ao amin'ny google : Monseigneur Jean Paul RANDRIAMANANA.
Veloma finaritra daholo ary e !

58. leanjyravelo ( 26/04/2015 20:41)
Mba misy ireto hira ireto tompoko mba angatahiko hapidirina ao @ download raha mety
_Tompo ô hamasino ny fianakaviana
_Raha mifankatia isika
_Eny tanteraka ny zava-drehetra

Ka dia misaotra mialoha antsika
59. leanjyravelo ( 26/04/2015 20:42)
Mba misy ireto hira ireto tompoko mba angatahiko hapidirina ao @ download raha mety
_Tompo ô hamasino ny fianakaviana
_Raha mifankatia isika
_Eny tanteraka ny zava-drehetra

Ka dia misaotra mialoha antsika
60. leanjyravelo ( 26/04/2015 20:50)
Miaraba antsika rehetra tompoko:
Za hoa mba mitady ireto hira ireto raha mba misy manana azafady indrindra
_Raha mifankatia isika
_Tompo ô hamasino ny fianakaviana
_Eny tanteraka ny zava-drehetra
Dia mba ataovy ao anaty download raha mba azo atao, dia misaotra mialoha e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.113