MISAOTRA RO ANDRIANAGNAHARY
1 - Misaotra ro Andrianagnahary,
Nanome anay ireo Ray aman-dreny
Ireo e no nanabe sy nanolokolo
Namindra aina eo koa no naha-olo
Fiverenana :
Tsofy rano re, tahionao ho soa ho tsara
Ny diany tsinjovy,
Tsa ho tontosa fa ho soa fiafara
2 - Ireo ro no nampisotro rano tsa nahakofina
Namaham-bare eko tsa nahakenda,
Niaritsa ny maharare taminay reo
Nifoha maraina tsy nahalala taraina
3 - Nifofotsa tokoa’reo ka nifankatea
Niezaka nifanasoa sy nifandefitsa
Izay re lova natolony ho anay e
Mba ho soa fototra ny ho avy maminay
|