I Jesoa natao batemy: tandindon’ny Batemintsika!

Lohahevitra : Vatsim-panahy
Fitohizan'ny hafatra : I Jesoa natao batemy: tandindon’ny Batemintsika!
Valiny : 1
admin - 25/05/2013 12:31

Alahady 08 Janoary (na Alatsinainy 09 Janoary) 2012, Taona B,
Batemin’ny Tompo

 
Tsy fireneny akory isika teo aloha, nefa kosa izao tonga isan’ny Vahoaka mamin’Andriamanitra, fa efa nangoniny ho isan’ny zanany noho ny Batemy nanaganany antsika tao amin’i Kristy. ... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
joharizou - 25/05/2013 12:31
Inona tompoko azafady ilay hoe OC sy SC @ menaka fanosotra @ Sakramenten'ny Batemy? ary inona no dikany?
Inona no ilazàna fa Mpisorona, Mpaminany, Mpanjaka ny olona iray nahazo ny Sakramentan'ny Batemy?
Misaotra Tompoko.
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0147 s.] - Hanohana anay