Hanampy?

1. admin ( 29/07/2014 10:38)
Betsaka ireo zavatra ilàna fanampiana hanatontosàna ity takelaka ity sy ny zavatra hafa miaraka aminy ka isaorana anareo mialoha amin'izay azo atao.

Hampiditra lahatsoratra
Hiara-miasa aminay 
Hanampy ara-pitaovana
Hanampy ara-bola

... Tohiny
novalian'i hery ny 01/01/2024 22:59
2. CathyAnnick ( 03/08/2018 12:28)
Miarahaba tompko.
Misy hetaheta/soso-kevitra mba zaraina amin'ny mpandrindra ity "site" ity sao mba azo dinihina azafady.
Nahita "Hozan" izay aho fa ilay izy "site" vazaha. Maro be ny tombony azo avy amin'ilay izy. Misy vavaka isan-karazany ao sy fanentanana isan-karazany @ alalan'ny tantaran'ny Olomasina. Sao mba azo atao koa mampiditra ireny VAVAKA sy TANTARAN'NY OLOMASINA ary FIFAMPITONDRANA AM-BAVAKA (@ alalan'ny fifampizarana "intention de prière") milahatra ery ambony @ ity "site" ity miaraka @ ireo FANDRAISANA - VAOVAO - TAHIRY - VAKITENY - HIRA - DINIDINIKA - HAMPIDITRA - HANAMPY? - FANOROANA.
Misaotra tompoko.
3. admin ( 05/08/2018 08:48)
Salama

Misaotra tamin'ny soso-kevitra

Efa misy ihany ny tantaran'ny olomasina vitsivitsy fa mila mpampiditra koa. Izany hoe mijery ny olomasina amin'ny andro izay mbola tsy misy dia mampiditra azy amin'ny teny malagasy. Ato http://katolika.org/olomasina

Momba ny vavaka isanandro dia efa misy koa. Ao amin'ny Tahiry -> Vavaka na http://katolika.org/katolika/article/children/216

Ny fifampitondrana am-bavaka nolazainao kosa dia tena tsara mihitsy ka hojereko ny fampidirana azy.

Hery

CathyAnnick:

Miarahaba tompko.
Misy hetaheta/soso-kevitra mba zaraina amin'ny mpandrindra ity "site" ity sao mba azo dinihina azafady.
Nahita "Hozan" izay aho fa ilay izy "site" vazaha. Maro be ny tombony azo avy amin'ilay izy. Misy vavaka isan-karazany ao sy fanentanana isan-karazany @ alalan'ny tantaran'ny Olomasina. Sao mba azo atao koa mampiditra ireny VAVAKA sy TANTARAN'NY OLOMASINA ary FIFAMPITONDRANA AM-BAVAKA (@ alalan'ny fifampizarana "intention de prière") milahatra ery ambony @ ity "site" ity miaraka @ ireo FANDRAISANA - VAOVAO - TAHIRY - VAKITENY - HIRA - DINIDINIKA - HAMPIDITRA - HANAMPY? - FANOROANA.
Misaotra tompoko.
4. hery ( 01/01/2024 22:59)

Elaela indray vao mamaly an'ity hafatra ity.
Afaka mampiditra tantaran'olomasina amin'izay ny tsirairay.

Jereo ilay hoe Tahiry -> Olomasina na 
https://katolika.org/olomasina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1263