Olomasina
1. kikie
(
20/06/2014 10:14)
Miarahaba antsika rehetra mpanaraka,
Mba saika hanontany raha mba misy manana ireo tantaran'ny Olomasina .
Misaotra mialoha

novalian'i rfmbolatiana ny 27/01/2020 16:04
2. rakantofinaritra
(
07/08/2014 08:26)
Tsara angamba raha manana fahafahana ianao dia manontany eny amin'ny RDB!
3. admin
(
11/08/2014 08:33)
Dia rehefa mba mahazo ianao dia azonao ampidirina ato amin'ny site.
Mandehana eto fotsiny: http://katolika.org/olomasina

6. admin
(
07/03/2015 09:17)
Mbola tsy feno ny lisitry ny olomasina ato amin'ny site.
Ny olomasina tafiditra volana mars dia http://katolika.org/olomasina/3
Tena mahafaly raha afaka mampiditra koa ianao

7. MRSR
(
07/03/2015 09:26)
admin:
Mbola tsy feno ny lisitry ny olomasina ato amin'ny site.
Ny olomasina tafiditra volana mars dia http://katolika.org/olomasina/3
Tena mahafaly raha afaka mampiditra koa ianao
ary ny tamin'ny volana Janoary, manao ahoana?
12. voaharydamie
(
08/07/2017 19:25)
[quote=MRSR]
Ahoana no fijerena ny tantaran'olomasina raha toa ka efa dila ny daty?
Masindahy Hugues
13. admin
(
08/07/2017 21:53)
voaharydamie:
[quote=MRSR]
Ahoana no fijerena ny tantaran'olomasina raha toa ka efa dila ny daty?
Masindahy Hugues
Mila fantatra ny volana dia mety mbola tsy ao koa anefa