Fanolorana

Lohahevitra : Hira Litorjia
Fitohizan'ny hafatra : Fanolorana
Valiny : 2
admin - 19/07/2013 10:29
... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
sergekely - 19/07/2013 10:29
ATOLOTRA ANAO E RY TOMPO

1 - Atolotra anao e ry Tompo
Ireto fanatitray ireto
Atolotray an-kafaliana sy am-panajana anao

Fiverenana :[/b][/u]
Raiso, ny mofo
Raiso ny divay
Raiso ny fiainany
Raiso e e e ia! (x2)

2 - Atolotro anao e ry Tompo
Ireto fanatitray ireto
Atolotray am-panajana ho entinay manompo anao.
Valio | Miverina eny ambony
sergekely - 19/07/2013 10:36
NDAO ISIKA RE RY ABA

1 - Ndao isika re ry Aba
Ndao isika re ry Hendry
Hanolotra sorona :
Mofo sy divay e, no atolotray e
Aminao Andriamanitra

Fiverenana :
Mitsinjaha isika re,
Mifaliha isika re,
Entanin-kafaliana hihira fihobiana
Ao an-tranon-dRagnahary (x2)

2 - Ndao isika re ry Aba
Ndao isika re rey Hendry
Hidera an-dRagnahary e,
Ny tenanay tontolo no atolotray e,
Aminao Andriamanitra

3 - Ndao isika re ry Aba
Ndao isika re rey Hendry
Hiaraka hankalaza
Ny fonay manontolo no atolotray
Aminao Andriamanitra.
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0205 s.] - Hanohana anay