Taratasin'ny Papa Fransoà

Lohahevitra : Vaovaom-piangonana
Fitohizan'ny hafatra : Taratasin'ny Papa Fransoà
Valiny : 1
- 16/01/2014 03:38
"Evangelii Gaudium" na "Ny Hafalian'ny Evanjely" no lohatenin'ny Antso Apostolika voalohany navoakan'ny Papa Fransoa ny talata 26 novambra 2013 lasa teo. "Manasa ny Kristianina rehetra aho na aiza izy na aiza mba hanavao ny fifandraisany manokana amin'i Kristy, na farafahakeliny hanokatra ny fony ha... Tohiny
Valio | Miverina eny ambony
Hlanto - 16/01/2014 03:38
Miarahaba, misy am teny Malagasy ve io EVANGELII GAUDIUM io
Valio | Miverina eny ambony

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0106 s.] - Hanohana anay