Tonga mahantra izy mba hampanankarena antsika noho ny fahantrany (Jereo II Kor 8, 9)
Ry rahalahy sy anabavy,
Te hanolotra anareo eritreritra vitsivitsy aho, amin'izao karemy izao, mba hanampy anareo ho amin'ny lalan'ny fibebahana, na manokana izany na iarahana. Hanilo ahy amin'izan... Tohiny |