IANAREO NO FANASIN’NY TANY
1 - Ianareo no fanasin’ny tany, mirosoa amin’ny lalina
Arotsako ny harato, ankavanan’ny lakana!
Fiverenana :
Mino aho ry Tompo ô ô!(x2)
Ka hiroso amin’ny lalina, arotsako ny harato
Ankavanan’ny lakana.
2 - Ianareo no fahazavana e! Hitondra ny teniko
Ho vavolombeloko!
3 - Omeko anareo ny Fanahy, Fanahy fitiavana
Ilay fahasoavana!
|