Fiekem-pinoana

1. admin ( 19/07/2013 10:41)
... Tohiny
2. sergekely ( 19/07/2013 10:41)
ZAHO MINO

Zaho mino (x3)
An’ilay Zanahary

Zaho mino an’I Zanahary nanao ny lanitra sy ny tany
Zaho mino an’I Jesoa Tompo zanany tokana Tompotsika
Naterak’I Maria virjiny dia nijaly sy nampahoriana
Nofantsihina tamin’ny hazo, dia maty ary koa nalevina
Fa nony tonga kosa tamin’ny andro fahtelo
nitsangana izy e
Dia mipetraka eo an-kavanan-dray
velona izy e(x4)

Niakatra any an-danitra dia nipetraka eo an-kavanan-dray
Mbola ho avy amboninahitra hitsara ny velona sy ny maty
Zaho mino ny Fanahy Masina Tompo sy loharanon’aina
Tsahona sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray sy Zanaka
Zaho mino ny eglizy masin’I Kristy
Tompontsika e e
Ny batemy tokana manila ny ota
mino isika e (x4)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0883