Fandraisana
Vaovao
Tahiry
Vatsim-panahy
Hoy ny Papa
Olomasina
Dinidinika
Applications
Sorona Masina
Hira sy fihirana
Fihirana
Hira henoina
Hira naoty
Fanoroana
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny hira
Tadiavo
781
Hobio an-kafaliana
782
Hobio Andriamanitra, ry tany tontolo - Hobio ny Tompo, aleloia,
783
Hobio i Iaveh, ry tany tontolo
784
Hobio i Iaveh, ry tany tontolo fa madrakizay ny fitiavany
785
Hobio izy Tompo, ry tany tontolo
786
Hobio, derao fa be indrafo ny Tompo tsitoha, aleloia
787
Hobiontsika ilay Mesia Mpamonjy an’izao tontolo izao
788
Hoderaina mandrakizay e ianao e, ry Jesoa mpamonjy
789
Hofafazako rano ianareo dia hadio ny fahotanareo
790
Hohetsahin-java-tsoa avy amin'ny Tompo ireo 'zay noana
791
Hohiraiko lalandava
792
Hohiraiko mandrakizay 'lay tanànako mandrakizay
793
Homba antsika mianakavy anie
794
Homeko fahendrena tsy hain'ny fahavalo toherina ianareo.
795
Homeko ny herin’ny Fanahy ianareo
796
Hoy i Kristy: tsy izay miantso hoe
797
Hoy ny antsonao
798
Hoy ny Tompo tamin'ny mpianany
799
Hoy ny Tompo: izaho no tena foto-boaloboka
800
HOZAKAIKO IZAO NY HAZOFIJALIAKO
801
I Iaveh no mpiandry ahy
802
I Jesoa Tompo
803
I Jesoa Tompo hanangona firenena
804
I Kristy no fiainanay
805
I Kristy no kintana fitarikandro
806
I kristy no masoandrom-piainako (ATM / Pr. RANDRIAMAHITA Pierre /OSsT)
807
I Kristy no naharian'Andriamanitra an'izao rehetra izao
808
I Kristy no tena vato velona
809
I Kristy no tena vato velona
810
I Kristy no vato fehizoro
Voalohany
Mialoha
25
26
27
28
29
Manaraka
Farany
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0144