Hobiontsika ilay Mesia
Mpamonjy an’izao tontolo izao
1- O ry Zanaky ny avo tonga nofo aman-drà,
Anao ny voninahitra !
2- Mba ho afa-manaiky sy ho faty ho anay !
Anao ny fahefana !
3- Dia hitsangan-ko velona hitondra famonjena !
Anao ny Fanjakana!