Ho ambinin'Andriamanitra e, isika mianakavy
Fiv. Ho ambinin'Andriamanitra e, isika mianakavy
Ho ambinin'Andriamanitra e, isika mianakavy
1. Hitahy antsika e, ny Ray ao ambony
Hanenika antsika e, ny fahasoavanay.
2. Hanilo antsika e, ny tenin'Izy Tompo
Hamelona antsika e, ny tenan'Izy Tompo.
3. Hanetsaka antsika anie, ny andonin'ny lanitra
Hanenika antsika e, ny Fanahy Masina.
4.Hitsodrano antsika anie Andriamanitra,
Ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina.
5. Hitantana ny diantsika e, i Kristy e
Hitantana ny fiainantsika e, i Kristy e.