Taona 2016
- Izy no hitari-dalana anareo amin’ny marina rehetra
- Ka homeny Mpanafaka alahelo hafa ianareo, mba hitoetra ao aminareo mandrakizay
- Mba ho iray izy rehetra, tahaka Anao, Ray ato amiko, ary Izaho ao aminao
- Aoka tsy hitebiteby na hatahotra ny fonareo
- Didy vaovao no omeko anareo, dia izao : Mifankatiava
- Izaho sy ny Ray dia iray ihany
- Dia nanatona i Jesoa, nandray ny mofo, sy nanome azy ireo
- Raiso ny Fanahy Masina: ny fahotana izay havelanareo dia ho voavela
- Dia niondrika izy ka nahita ny lamba nipetraka teo
- Fiadanana anie any an-danitra, ary voninahitra anie any amin’ny avo indrindra
- Izay tsy manam-pahotana aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany
- Ilay ity mandray ny mpanota sy miara-mihinana aminy
- Indro efa telo taona izay no tonga nitady voa amin’ity aviavy ity aho
- Raha mbola nivavaka Izy, dia niova toetra ny tarehiny
- Tsy ny mofo ihany no iveloman’ny olona, fa ny teny rehetra avy amin’Andriamanitra
- Aza matahotra fa hatramin’izao dia hanarato olona ianao
- Tsy ny zanak’i Jôsefa va ity?
- Nampianatra tao amin’ny sinagôgan’izy ireo Izy, ka nankalazain’izy rehetra
- Naneho ny voninahiny Izy ka nino Azy ny mpianany
- Tamin’ilay natao batemy iny ny vahoaka rehetra dia natao batemy koa i Jesoa