Vatsim-panahy

Hitoetra ao amin’izany trano izany ny Fiadanana lazainareo

Fiadanana nentiny eee, Fiadanana lavorary aaa... Fiadanana ho antsika eee. Azoko an-tsaina fa efa nihira mangingina an’izany hira izany sahady ianao eo, na tsy niloapeo aza. Hira tsy zoviana amintsika katolika io; tsy ny katolika ihany fa na ny finoana hafa aza mba manao angoan-tenda miventy a... ( tohiny)

Vakiteny anio

Asabotsy Fahatelo ambin'ny folo tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I : Jen. 27,1-5.15-29.
Evanjely : Mt. 9,14-17.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1416