Vatsim-panahy
Ianareo no fanasina sy fahazavan’izao tontolo izao
Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.
Ny Evanjely aroson’ny Fiangonana ho sakafom-panahintsika mandritra ity herinandro vaovao diavintsika ity dia ny tohin’ny tamin’ny heriny momba ilay fampianaran’i Jesoa momba ny hasambarana valo. Ny f... (
tohiny)
Sorona Masina
Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Alahady Fahadimy tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I :
Iz. 58:7-10,
Salamo :
Sal. 112:4-5,6-7,8-9,
Vakiteny II :
1 Kor. 2:1-5,
Evanjely :
Mt. 5:13-16,