Vatsim-panahy
Avelao hiara-maniry izy roa
“Avelao hiara-maniry izy roa ambara-piavin’ny fijinjana.”
(Mt 13, 24-43)
Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.
Mbola manohy ilay fampianarana tamin’ny heriny amin’ny alalan’ny fanoharana i Kristy androany. Misy fano... (
tohiny)
Sorona Masina
Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Alarobia Fahaenina ambin'ny folo tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I :
Jr. 1,1.4-10.
Salamo :
Sal. 71,1-2.3-4a.5-6ab.15ab.17.
Evanjely :
Mt. 13,1-9.