Vatsim-panahy
Hitoetra ao amin’izany trano izany ny Fiadanana lazainareo

Fiadanana nentiny eee, Fiadanana lavorary aaa... Fiadanana ho antsika eee. Azoko an-tsaina fa efa nihira mangingina an’izany hira izany sahady ianao eo, na tsy niloapeo aza. Hira tsy zoviana amintsika katolika io; tsy ny katolika ihany fa na ny finoana hafa aza mba manao angoan-tenda miventy a... (
tohiny)
Sorona Masina

Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Asabotsy Fahatelo ambin'ny folo tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I :
Jen. 27,1-5.15-29.
Salamo :
Sal. 135,1-2.3-4.5-6.
Evanjely :
Mt. 9,14-17.