Vatsim-panahy
Izaho no tena foto-boaloboka
“Izaho no tena foto-boaloboka,
ianareo no sampany ary ny Raiko no mpamboly” (Jn 15, 1-8)
Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.
Marina fa tsy dia ao anatin’ny tontolon’ny fambolena malagasy loatra ny voly voaloboka; na izany na... (
tohiny)
Sorona Masina
Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Alarobia Fahadimy amin'ny Paka
Vakiteny I :
Asa. 15,1-6.
Salamo :
Sal. 122,1-2.3-4a.4b-5.
Evanjely :
Jo. 15,1-8.