Application Fihirana Katolika 6.4.1

  • Version 6.4.1 - Nivoaka ny 28/01/2024
    • Nahitsy ny olana izay tsy nampandeha ny application ho an'ny finday sasany
    • Nohavaozina mba ho azon'ny finday vaovao (android vaovao) sokafana.
    • Nahitsy ny olana rehefa maka ny hira vaovao
  • Jereo eto ny video fanehoana
  • Azonao alalina ao amin'ny Play Store ihany koa: Jereo eto
  • Fanatarana teknika momba ny database
  • Afaka maka ny hira vaovao sy ny fanitsiana rehefa misy internet
  • Afaka atao ny mitady teny anaty hira fa tsy amin'ny lohateny fotsiny
  • Fanamaivanana ny fijerena ny lisitry ny hira
  • Endrika somary nohavaozina (mbola hitohy)
Raha ni-installer an'ilay version 6.4 ianao dia mila manao re-installation an'ity version 6.4.1 ity noho ny olana teo amin'ny base de données.

 

 

Files
fihirana-katolika-6.4.1.apk ( 626 downloads.)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0556