01/01/2024

Apetratsika eo amin'ilay Renin'Andriamanitra ity taona vaovao ity. Atolotsika azy ny fiainantsika. Ho hainy ny mameno azy ny fahafenoana. Satria izy no mitarika antsika ho any amin'i Jesoa, ilay fahafenoan'ny fotoana rehetra. Ho feno ny fankaherezana avy amin'ny Tompo anie ity taona ity.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0562