Fandraisana
Vaovao
Tahiry
Vatsim-panahy
Hoy ny Papa
Olomasina
Dinidinika
Applications
Sorona Masina
Hira sy fihirana
Fihirana
Hira henoina
Hira naoty
Fanoroana
Hisoratra anarana
Hiditra
Ireo hira nampidirin'i j_rahasa
Tadiavo
151
Ô ry Maria ô, voatendrin'Andriamanitra handova ny fiketrahan'i Davida razambeny
152
Ô sambatra e izay mamindra fo,
153
Ô, amin'ny fotoana rehetra izaho misaotra ny Tompo
154
Ô, avereno aminao izahay, ry Andriamanitra Ray
155
Raha hitan'i Maria sy i Zôzefa (Josefa) tao an-tempoly i Jesoa
156
Raha ianareo 'zay ratsy aza
157
Raha ilay nangina iny ny zavatra rehetra
158
Rahefa tafasandratra hiala amin'ny tany aho
159
Raiko ô, avelao ny helony, fa tsy fantany izay ataony
160
Ray ô, raha tsy azo esorina amiko ity kapoaka ity
161
Ray ô, misaotra Anao aho satria Ianao nihaino ahy
162
Ray ô, misaotra Anao aho satria Ianao nihaino ahy
163
Ray ô, tonga izao ny fotoana
164
Ry Emanoela ô, 'lay nanao ny fitiavana ho lalàna vaovao,
165
Ry fanalahidy ô, ianao ilay mamoha
166
Ry FET ô, atambaro ny hery
167
Ry Jeso loharanon’aina, izay foto-pahasoavana!
168
Ry Jesoa Zanak'Andriamanitra mpanavotra ô,
169
Ry Kristy ô, masoandro miposaka avy any ambony!
170
Ry Mpanjakan'ny tontolo ô, ianao ilay nirina hatramin'ny elabe izay
171
Ry olombelona ô, izao no tadiavin'Andriamanitra aminao
172
Ry Rainay ao an-danitra ao
173
Ry Ray niandohana sy hiafarana
174
Ry Ray ô, Ianao no anjarako ary lovako mandrakizay
175
Ry Renin'ny miaiña
176
Ry Solofon'i Jese ô, ianao ilay faneva
177
Ry tanora mivonona - MIEC
178
Ry Tompo Andriamanitra ô, ravoravo izahay
179
Ry Tompo ô, nantsoiko Ianao ka nanasitrana ahy
180
Ry Tompo, mba jereo 'zahay vahoakanao miandrandra anao.
Voalohany
Mialoha
4
5
6
7
8
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0794