Raiko ô, avelao ny helony, fa tsy fantany izay ataony

Raiko ô, avelao ny helony,
fa tsy fantany izay ataony.

1. Sambatra ny miahy ny malahelo sy ny mahantra,
ny Tompo manafaka azy amin'ny andro fahoriana.

2. Ny Tompo manohana azy eo am-parafara ijaliany,
mitsabo sy mankahery azy alamaky ny aretina.

3. Tompo ô, miantrà ahy ianao,
hahalalako fa tia ahy.

4, Eny, hambenanao aho, mba hadio hatrany,
ka hapetrakao anoloana,ryilay Mandrakizay.

Nampiditra j_rahasa
Fihirana Vaovao p. 426
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1844