Ô, amin'ny fotoana rehetra izaho misaotra ny Tompo, ary eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy.
1. Ny Tompo hafinaretan'ny fanahiko Mandrenesa, ry ony, ka mifalia.
2. Voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka Sy ny Fanahy Masina.