Ry Renin'ny miaiña

Nampiditra: j_rahasa
Sokajy: Masina Maria,


  • Fihirana Vaovao p. "39

Ry Renin'ny miaiña,
Miaraka aminao añay ro mañatoña ny Zanakao,
Matoky añay, nomey anao reninay...
Tsa ho sia izao dianay izao!

1. Niaiñanao ny hafats'Andriamañitsa,
Nivilomanao ny taroñy, (Endrey ô)
Nazoto a
ñao nitaino ny feony;
Nitoetsa am-ponao ny Fañahy Masiña e.

2. Fatatsao ny manjò an-draolombeloña,
Hitanao ny fahasirañany. (Endrey ô)
Mangataha ho anay amin'ny Zanakao,
Fa hataoanay 'zay hotaroñiny e!

3. Natolotsao ho anay Zanakao
Lihy Fahazavan'ny firineana.
 (Endrey ô)
A
ñay koa natolony mba ho zanakoo...
Andriambavin'ny Faiangoñana, añao ro orihinay e!

 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0075 s.] - Hanohana anay