Vatsim-panahy

Tahaka ny nitiavan'ny Ray Ahy no nitiavako anareo koa

“Tahaka ny nitiavan'ny Ray Ahy no nitiavako anareo koa, ka mitoera amin'ny Fitiavako ianareo” (Jn 15, 9-17)   Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa. Teny miverimberina im-betsaka amin’ity Evanjely vakiana amintsika androany ity n... ( tohiny)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1142