Vatsim-panahy
Raiso ny Fanahy Masina
“Raiso ny Fanahy Masina: ny fahotana izay havelanareo dia ho voavela,
ary izay hotananareo dia ho voatana.” (Jn 20, 19-23)
Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.
Voalohany indrindra aloha dia miarahaba antsika rehetra tratran’ny Pante... (
tohiny)
Sorona Masina
Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Alatsinainy Fahafito tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I :
Jak. 3,13-18.
Salamo :
Sal. 19,8.9.10.15.
Evanjely :
Mk. 9,14-29.