Taona 2016
- Andeha isika ho any Betlehema hizaha izany zavatra izany
- Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida
- Ary ny anarany hatao hoe Emanoela, izany hoe: amintsika Andriamanitra
- Hizaha inona no nalehanareo tany an’efitra
- Mibebaha ianareo fa efa akaiky ny Fanjakan’ny lanitra
- Koa miambena àry, fa tsy fantatrareo izay andro hiavian’ny Tomponareo
- Tompo ô, tsarovy aho rehefa mby any amin’ny Fanjakanao Ianao
- Tandremo sao ho voafitaka hianareo, fa maro no ho avy hisandoka
- Tsy mba Andriamanitrin’ny maty Izy fa Andriamanitrin’ny velona
- Ny hitady sy hamonjy ny very no nahatongavan’ny Zanak’olona
- Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko, fa mpanota aho
- Manome rariny ny olom-pinidiny izay mitaraina Aminy Andriamanitra
- Mitsangàna, ary mandehana fa ny Finoanao no nahavonjy anao
- Ny olona manam-pinoana tsy miandry valisoa eo no ho eo
- Ny soa atao levenam-bola
- Hisy hafaliana lehibe any an-danitra amin’ny mpanota iray mibebaka
- Na iza na iza tsy mahafoy izay rehetra ananany dia tsy mendrika ho mpianatro
- Mikeleza aina hiditra amin’ny varavarana ety
- Tonga hanipy afo ety ambonin’ny tany Aho
- Miomàna ary manomana vatsy sahaza ny mandrakizay
- Tandremo tsara sao azon'ny fahihirana hianareo
- Tompo o, ampianaro mivavaka izahay
- Zavatra iray no tena ilaina
- Mandehana àry ka manaova toy izany koa
- Hitoetra ao amin’izany trano izany ny Fiadanana lazainareo
- Ny Zanak’Olona anie tsy tonga hamery ny olona fa hamonjy azy
- Izay te hamonjy ny ainy dia hahavery azy
- Dia hoy i Jesoa tamin-dravehivavy : Voavela ny helokao
- Nangoraka ny Tompo nony nahita an-dravehivavy
- Dia nihinana izy rehetra ka voky