Vatsim-panahy

Ity no Zanako malalako indrindra, henoy izy

“Ity no Zanako malalako indrindra, henoy izy” (Mk 9, 2-9) Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa. Raha fintinina fohy ny Voalazan’ny Evanjely vakiana amintsika amin’ity Alahady ity mba ho vatsim-panahintsika mandritra ity herinandro vaova... ( tohiny)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0698