Vatsim-panahy
Aza matahotra fa hatramin’izao dia hanarato olona ianao

« Aza matahotra fa hatramin’izao dia hanarato olona ianao »
(Lk. 5: 10)
Mitohy hatrany ny fanomezan’ny Fiangonana antsika ny Evanjely izay mitantara ny asam-pamonjena notanterahin’i Jesoa. Raha tsaroantsika tsara dia ny fandroahana azy hiala tao amin... (
tohiny)
Sorona Masina

Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Alakamisy Fahadimy tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I :
Jen. 2,18-25.
Salamo :
Sal. 128,1-2.3.4-5.
Evanjely :
Mk. 7,24-30.