Vatsim-panahy
Fiadanana anie any an-danitra, ary voninahitra anie any amin’ny avo indrindra

Miditra anatin’ny Herinandro Masina isika manomboka anio ka mankalaza ny Alahadin’ny Sampakazo izay ahatsiarovana indrindra ny nidiran’i Jesoa tao Jerosalema, fony izy nanatanteraka hatramin’ny farany ny misterin’ny fanavotany antsika olombelona. Tahaka ny isan-taona di... (
tohiny)
Sorona Masina

Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Alakamisy masina
Vakiteny I :
Eks. 12:1-8,11-14,
Salamo :
Sal. 116:12-13,15-16bc,17-18,
Vakiteny II :
1 Kor. 11:23-26,
Evanjely :
Jo. 13:1-15,