Vatsim-panahy
Izaho no mpiandry ondry tsara
« Izaho no Mpiandry ondry tsara » (Jo. 10: 11, 14)
Mankalaza ny Alahady Faha-4 amin’ny Paka isika androany. Tahaka ny isan-taona, araka ny efa fantantsika, dia ity Alahady ity no ankalazana ny fetin’ny Mpiandry ondry tsara izay anasan’ny Fiangonana antsika in... (
tohiny)
Sorona Masina
Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Zoma Fahaefatra amin'ny Paka
Vakiteny I :
Asa. 13,26-33.
Salamo :
Sal. 2,6-7.8-9.10-11.
Evanjely :
Jo. 14,1-6.